|
|
|
|

Teny iditra 1  iray fototra
Singan-teny  2 iray, 3 fototra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo: iray fototra: atody telo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a nest of three eggs [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 se dit des oeufs comptés trois par trois: trois oeufs [1.3]
Ohatra  8  irayfototra sy mifankahazo resaka na dia misy fiteny tsirairay tsy mitovy aza. [1.436#]
Mpanahaka  9  efa, 10  roa, 11  telo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22